plt_tn/deu/18/22.md

389 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy miresaka

miteny amin'ny anaran'i Yaveh ny mpaminany

Eto ny hoe "anaran'i Yaveh" dia maneho an'i Yaveh sy ny fahefany. DH: "mpaminany izay milaza ho miteny ho Ahy" na "mpaminany milaza ho miteny amin'ny fahefako"

niteny izany tamim-pireharehana ny mpaminany

"tsy tamin'ny fahefako no nitenenan'ilay mpaminany izany hafatra izany"