# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Yaveh manohy miresaka # miteny amin'ny anaran'i Yaveh ny mpaminany Eto ny hoe "anaran'i Yaveh" dia maneho an'i Yaveh sy ny fahefany. DH: "mpaminany izay milaza ho miteny ho Ahy" na "mpaminany milaza ho miteny amin'ny fahefako" # niteny izany tamim-pireharehana ny mpaminany "tsy tamin'ny fahefako no nitenenan'ilay mpaminany izany hafatra izany"