plt_tn/deu/18/17.md

815 B

Hanangana mpaminany iray ho an'izy ireo Aho

Yaveh manendry olona iray mba ho mpaminany dia resahina toy ny hoe hanangana na hanandratra ilay olona Yaveh.

eo amin'ireo rahalahin'izy ireo

"eo amin'ireo Israelita naman'izy ireo"

Hataoko ao am-bavany ireo teniko

Yaveh milaza amin'ny mpaminany izay ho tenenina dia resahina toy ny hoe hametraka teny eo am-bavan'ilay mpaminany Yaveh.

ho lazainy azy ireo

"ho lazainy an'ireo vahoakan'Israely"

tsy mihaino ireo teniko izay lazainy amin'ny anarako

Eto ny hoe "teny" dia maneho izay lasain'i Yaveh. Ny hoe "ny anarako" dia maneho an'i Yaveh sy ny fahefany. DH: "tsy mihaino azy izay milaza ny hafatro"

ho takiko aminy izany

"ho hazoniko tompon'andraikitra izy" na "hanasazy azy." Eto ny hoe "aminy" dia maneho ny olona izay tsy mihaino ny mpaminany.