plt_tn/deu/18/17.md

24 lines
815 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Hanangana mpaminany iray ho an'izy ireo Aho
Yaveh manendry olona iray mba ho mpaminany dia resahina toy ny hoe hanangana na hanandratra ilay olona Yaveh.
# eo amin'ireo rahalahin'izy ireo
"eo amin'ireo Israelita naman'izy ireo"
# Hataoko ao am-bavany ireo teniko
Yaveh milaza amin'ny mpaminany izay ho tenenina dia resahina toy ny hoe hametraka teny eo am-bavan'ilay mpaminany Yaveh.
# ho lazainy azy ireo
"ho lazainy an'ireo vahoakan'Israely"
# tsy mihaino ireo teniko izay lazainy amin'ny anarako
Eto ny hoe "teny" dia maneho izay lasain'i Yaveh. Ny hoe "ny anarako" dia maneho an'i Yaveh sy ny fahefany. DH: "tsy mihaino azy izay milaza ny hafatro"
# ho takiko aminy izany
"ho hazoniko tompon'andraikitra izy" na "hanasazy azy." Eto ny hoe "aminy" dia maneho ny olona izay tsy mihaino ny mpaminany.