plt_tn/deu/18/03.md

571 B

anjaran'ny mpisorona

"fitakian'ny mpisorona" na "zaran'ny mpisorona"

ireo atiny

Ny vavony sy ny kibo ity.

tokony homenao azy

"tokony homenao ny mpisorona"

nifidy azy

Eto ny hoe "azy" dia maneho ny Levita rehetra.

mba hijoro sy hanompo amin'ny anaran'i Yaveh

Eto ny hoe "amin'ny anaran'i Yaveh" dia manambara an'i Yaveh sy ny fahefany mihitsy. DH: "mba ho mpanompony miavaka" na "mba hanompo ho mpisolotena an'i Yaveh"

izy sy ny zanany lahy mandrakizay

Eto ny hoe "izy" dia maneho ireo Levita rehetra. DH: "ireo Levita sy ireo taranany mandrakizay"