plt_tn/deu/18/03.md

24 lines
571 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# anjaran'ny mpisorona
"fitakian'ny mpisorona" na "zaran'ny mpisorona"
# ireo atiny
Ny vavony sy ny kibo ity.
# tokony homenao azy
"tokony homenao ny mpisorona"
# nifidy azy
Eto ny hoe "azy" dia maneho ny Levita rehetra.
# mba hijoro sy hanompo amin'ny anaran'i Yaveh
Eto ny hoe "amin'ny anaran'i Yaveh" dia manambara an'i Yaveh sy ny fahefany mihitsy. DH: "mba ho mpanompony miavaka" na "mba hanompo ho mpisolotena an'i Yaveh"
# izy sy ny zanany lahy mandrakizay
Eto ny hoe "izy" dia maneho ireo Levita rehetra. DH: "ireo Levita sy ireo taranany mandrakizay"