# anjaran'ny mpisorona "fitakian'ny mpisorona" na "zaran'ny mpisorona" # ireo atiny Ny vavony sy ny kibo ity. # tokony homenao azy "tokony homenao ny mpisorona" # nifidy azy Eto ny hoe "azy" dia maneho ny Levita rehetra. # mba hijoro sy hanompo amin'ny anaran'i Yaveh Eto ny hoe "amin'ny anaran'i Yaveh" dia manambara an'i Yaveh sy ny fahefany mihitsy. DH: "mba ho mpanompony miavaka" na "mba hanompo ho mpisolotena an'i Yaveh" # izy sy ny zanany lahy mandrakizay Eto ny hoe "izy" dia maneho ireo Levita rehetra. DH: "ireo Levita sy ireo taranany mandrakizay"