plt_tn/deu/17/08.md

618 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely.

Raha misy raharaha mitranga

"raha misy toe-javatra"

teo amin'ny zon'olona sy zon'olona iray hafa

Ny "zo" dia fahefana ara-dalàn'ny olona iray hanao zavatra na haka fananana zavatra iray.

eo amin'ireo vavahadin'ny tanànanareo

Eto ny hoe "vavahadin'ny tanàna" dia maneho ireo tanàna mihitsy. DH: "ao amin'ireo tanànanareo"

hitady ny hevitr'izy ireo ianareo

DH: "hangataka azy ireo mba hanoro hevitra anareo ianareo"

homen'izy ireo anareo ny didim-pitsaràna

DH: "hanapa-kevitra amin'ilay raharaha izy ireo"