# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely. # Raha misy raharaha mitranga "raha misy toe-javatra" # teo amin'ny zon'olona sy zon'olona iray hafa Ny "zo" dia fahefana ara-dalàn'ny olona iray hanao zavatra na haka fananana zavatra iray. # eo amin'ireo vavahadin'ny tanànanareo Eto ny hoe "vavahadin'ny tanàna" dia maneho ireo tanàna mihitsy. DH: "ao amin'ireo tanànanareo" # hitady ny hevitr'izy ireo ianareo DH: "hangataka azy ireo mba hanoro hevitra anareo ianareo" # homen'izy ireo anareo ny didim-pitsaràna DH: "hanapa-kevitra amin'ilay raharaha izy ireo"