plt_tn/deu/17/08.md

24 lines
618 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely.
# Raha misy raharaha mitranga
"raha misy toe-javatra"
# teo amin'ny zon'olona sy zon'olona iray hafa
Ny "zo" dia fahefana ara-dalàn'ny olona iray hanao zavatra na haka fananana zavatra iray.
# eo amin'ireo vavahadin'ny tanànanareo
Eto ny hoe "vavahadin'ny tanàna" dia maneho ireo tanàna mihitsy. DH: "ao amin'ireo tanànanareo"
# hitady ny hevitr'izy ireo ianareo
DH: "hangataka azy ireo mba hanoro hevitra anareo ianareo"
# homen'izy ireo anareo ny didim-pitsaràna
DH: "hanapa-kevitra amin'ilay raharaha izy ireo"