plt_tn/deu/17/02.md

32 lines
906 B
Markdown

# ao amin'ireo vavahadin'ny tanànareo
Eto ny hoe "vavahadin'ny tanàna" dia misolotena ireo tanàna. DH: "mipetraka ao amin'ny iray amin'ireo tanànanareo"
# izay ratsy eo imason'i Yaveh Andriamanitrareo
Eto ny hoe "eo imason'i Yaveh" dia midika hoe izay heverina na eritreretin'i Yaveh momban'ny zavatra iray. DH: "zavatra izay eritreretin'i Yaveh Andriamanitrareo fa ratsy"
# mivadika amin'ny fanekeny
"tsy mankato ny fanekeny"
# izay zavatra rehetra eny amin'ny lanitra
"ireo kintana rehetra"
# izay tsy nandidiko anareo
"izay tsy nandidiko an'iza na iza mba hatao"
# raha lazaina ny amin'izany ianareo
DH: "raha misy olona milaza aminareo ny momban'izany hetsika tsy fankatoavana izany"
# aoka ianareo hanao fanadihadiana tsara
DH: "aoka ianareo hanadihady tsara izay nitranga"
# nisy fametavetana tahaka izany natao tao Israely
DH: "nisy olona nanao zavatra mahatsiravina tao Israely"