# ao amin'ireo vavahadin'ny tanànareo Eto ny hoe "vavahadin'ny tanàna" dia misolotena ireo tanàna. DH: "mipetraka ao amin'ny iray amin'ireo tanànanareo" # izay ratsy eo imason'i Yaveh Andriamanitrareo Eto ny hoe "eo imason'i Yaveh" dia midika hoe izay heverina na eritreretin'i Yaveh momban'ny zavatra iray. DH: "zavatra izay eritreretin'i Yaveh Andriamanitrareo fa ratsy" # mivadika amin'ny fanekeny "tsy mankato ny fanekeny" # izay zavatra rehetra eny amin'ny lanitra "ireo kintana rehetra" # izay tsy nandidiko anareo "izay tsy nandidiko an'iza na iza mba hatao" # raha lazaina ny amin'izany ianareo DH: "raha misy olona milaza aminareo ny momban'izany hetsika tsy fankatoavana izany" # aoka ianareo hanao fanadihadiana tsara DH: "aoka ianareo hanadihady tsara izay nitranga" # nisy fametavetana tahaka izany natao tao Israely DH: "nisy olona nanao zavatra mahatsiravina tao Israely"