plt_tn/deu/16/21.md

494 B

Aza manangana ... ianareo

Eto ny hoe "ianareo" dia maneho ny vahoakan'Israely rehetra.

andrim-bato masina ho an'ny tenanareo, izay halan'i Yaveh Andriamanitrareo

Ny fehezanteny hoe "izay halan'i Yaveh Andriamanitrareo" dia manome fampahafantarana bebe kokoa momban'ilay andrim-bato masina. DH: "Ny andrim-bato masina rehetra satria halan'i Yaveh Andriamanitrareo ireny"

andrim-bato masina

Ity dia maneho ireo andrim-bato izay sampy ampiasaina hivavahana amin'ny andriamanitra hafa.