forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
494 B
Markdown
12 lines
494 B
Markdown
|
# Aza manangana ... ianareo
|
||
|
|
||
|
Eto ny hoe "ianareo" dia maneho ny vahoakan'Israely rehetra.
|
||
|
|
||
|
# andrim-bato masina ho an'ny tenanareo, izay halan'i Yaveh Andriamanitrareo
|
||
|
|
||
|
Ny fehezanteny hoe "izay halan'i Yaveh Andriamanitrareo" dia manome fampahafantarana bebe kokoa momban'ilay andrim-bato masina. DH: "Ny andrim-bato masina rehetra satria halan'i Yaveh Andriamanitrareo ireny"
|
||
|
|
||
|
# andrim-bato masina
|
||
|
|
||
|
Ity dia maneho ireo andrim-bato izay sampy ampiasaina hivavahana amin'ny andriamanitra hafa.
|