# Aza manangana ... ianareo Eto ny hoe "ianareo" dia maneho ny vahoakan'Israely rehetra. # andrim-bato masina ho an'ny tenanareo, izay halan'i Yaveh Andriamanitrareo Ny fehezanteny hoe "izay halan'i Yaveh Andriamanitrareo" dia manome fampahafantarana bebe kokoa momban'ilay andrim-bato masina. DH: "Ny andrim-bato masina rehetra satria halan'i Yaveh Andriamanitrareo ireny" # andrim-bato masina Ity dia maneho ireo andrim-bato izay sampy ampiasaina hivavahana amin'ny andriamanitra hafa.