plt_tn/deu/16/03.md

29 lines
793 B
Markdown

# miaraka amin'ny ... izany
Eto ny hoe "izany" dia maneho ilay biby izay ho ataon'izy ireo sorona sy hohanina.
# hafitoana
"7 andro"
# ny mofom-pahoriana
Izany no anaran'ny mofo tsy misy masirasira. DH: "izany mofo izany dia hampatsiahy anareo ny hamafin'ny fijalianareo fony tany Egypta"
# tampoka no nivoahanareo tao Egypta
Ny olona dia nila nivoaka ny tany Egypta aingana ka tsy nanana fotoana hanaovana mofo
misy lalivay izy ireo. DH: "tamin'ny fivoahana tampoka tao Egypta dia tsy nanam-potoana hanaovana mofo misy lalivay ianareo"
# Ataovy izany mandritry ny androm-piainanareo
"Ataovy izany raha mbola velona koa ianareo"
# hahatsiarovanareo
Fomba fiteny ity. DH: "tadidinareo"
# eo amin'ny faritra rehetra misy anareo
"ao amin'ny faritrao" na "ao amin'ny taninao rehetra"