# miaraka amin'ny ... izany Eto ny hoe "izany" dia maneho ilay biby izay ho ataon'izy ireo sorona sy hohanina. # hafitoana "7 andro" # ny mofom-pahoriana Izany no anaran'ny mofo tsy misy masirasira. DH: "izany mofo izany dia hampatsiahy anareo ny hamafin'ny fijalianareo fony tany Egypta" # tampoka no nivoahanareo tao Egypta Ny olona dia nila nivoaka ny tany Egypta aingana ka tsy nanana fotoana hanaovana mofo misy lalivay izy ireo. DH: "tamin'ny fivoahana tampoka tao Egypta dia tsy nanam-potoana hanaovana mofo misy lalivay ianareo" # Ataovy izany mandritry ny androm-piainanareo "Ataovy izany raha mbola velona koa ianareo" # hahatsiarovanareo Fomba fiteny ity. DH: "tadidinareo" # eo amin'ny faritra rehetra misy anareo "ao amin'ny faritrao" na "ao amin'ny taninao rehetra"