plt_tn/deu/16/03.md

793 B

miaraka amin'ny ... izany

Eto ny hoe "izany" dia maneho ilay biby izay ho ataon'izy ireo sorona sy hohanina.

hafitoana

"7 andro"

ny mofom-pahoriana

Izany no anaran'ny mofo tsy misy masirasira. DH: "izany mofo izany dia hampatsiahy anareo ny hamafin'ny fijalianareo fony tany Egypta"

tampoka no nivoahanareo tao Egypta

Ny olona dia nila nivoaka ny tany Egypta aingana ka tsy nanana fotoana hanaovana mofo misy lalivay izy ireo. DH: "tamin'ny fivoahana tampoka tao Egypta dia tsy nanam-potoana hanaovana mofo misy lalivay ianareo"

Ataovy izany mandritry ny androm-piainanareo

"Ataovy izany raha mbola velona koa ianareo"

hahatsiarovanareo

Fomba fiteny ity. DH: "tadidinareo"

eo amin'ny faritra rehetra misy anareo

"ao amin'ny faritrao" na "ao amin'ny taninao rehetra"