plt_tn/deu/14/28.md

894 B

isan-telo taona dia hanolotra ny ampahafolon'ny vokatrao rehetra ianao

Indray isan-telo taona ireo Israelita dia mila mitahiry nny ampahafolon'izy ireo ao amin'ny tanànan'izy ireo mba ho ampiasaina hamatsiana ireo Levita, ireo kamboty, mananotena sy vahiny izany.

ao anatin'ny vavahadinao

Eto ny hoe "vavahady" dia maneho ilay tanàna iray manontolo mihitsy. DH: "ao amin'ny tanànanao"

satria izy tsy manana anjara na lova aminao

Andriamanitra tsy manome tany an'ireo Levita dia resahina toy ny hoe tsy manome lova azy ireo Izy.

kamboty

Ireo dia ankizy izay samy efa maty ny ray aman-dreniny ary tsy manana havana hikarakara azy ireo.

mpitondratena

Ity dia vehivavy izay maty vady ary tsy manana zanaka hikarakara azy amin'ny fahanterany.

amin'ny asan'ny tananao rehetra izay ataonao

Eto ny hoe "tanana" dia maneho ilay olona mihitsy. DH: "amin'ny asa rehetra ataonao"