plt_tn/deu/14/28.md

24 lines
894 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# isan-telo taona dia hanolotra ny ampahafolon'ny vokatrao rehetra ianao
Indray isan-telo taona ireo Israelita dia mila mitahiry nny ampahafolon'izy ireo ao amin'ny tanànan'izy ireo mba ho ampiasaina hamatsiana ireo Levita, ireo kamboty, mananotena sy vahiny izany.
# ao anatin'ny vavahadinao
Eto ny hoe "vavahady" dia maneho ilay tanàna iray manontolo mihitsy. DH: "ao amin'ny tanànanao"
# satria izy tsy manana anjara na lova aminao
Andriamanitra tsy manome tany an'ireo Levita dia resahina toy ny hoe tsy manome lova azy ireo Izy.
# kamboty
Ireo dia ankizy izay samy efa maty ny ray aman-dreniny ary tsy manana havana hikarakara azy ireo.
# mpitondratena
Ity dia vehivavy izay maty vady ary tsy manana zanaka hikarakara azy amin'ny fahanterany.
# amin'ny asan'ny tananao rehetra izay ataonao
Eto ny hoe "tanana" dia maneho ilay olona mihitsy. DH: "amin'ny asa rehetra ataonao"