plt_tn/deu/14/26.md

738 B

amin'izay rehetra irinao

"amin'izay rehetra tianao"

eo anatrehan'i Yaveh

"amin'ny fanatrehan'i Yaveh"

Ny Levita izay ao anatin'ireo vavahadinao

Eto ny hoe "vavahady" dia maneho ilay tanàna iray manontolo. DH: "Ny Levita rehetra izay monina ao amin'ireo tanànanao"

aza mahafoy azy

DH: "manomeza sasany amin'ny ampahafolonao ho an'ireo Levita"

fa tsy manana anjara na lova aminao izy

Ny fokon'i Levy dia tsy nahazo ampahan-tany ho lovan'izy ireo. Ny voninahitra amin'ny fanompoana an'i Yaveh tahaka ny mpisorony no zara-lovan'izy ireo. Afaka atao mazava tsara ny hevitr'ity fanambarana ity.

anjara na lova aminao

Andriamanitra tsy manome tany ho an'ireo Levita dia resahina toy ny hoe tsy nanome lova azy ireo Izy.