plt_tn/deu/14/26.md

24 lines
738 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# amin'izay rehetra irinao
"amin'izay rehetra tianao"
# eo anatrehan'i Yaveh
"amin'ny fanatrehan'i Yaveh"
# Ny Levita izay ao anatin'ireo vavahadinao
Eto ny hoe "vavahady" dia maneho ilay tanàna iray manontolo. DH: "Ny Levita rehetra izay monina ao amin'ireo tanànanao"
# aza mahafoy azy
DH: "manomeza sasany amin'ny ampahafolonao ho an'ireo Levita"
# fa tsy manana anjara na lova aminao izy
Ny fokon'i Levy dia tsy nahazo ampahan-tany ho lovan'izy ireo. Ny voninahitra amin'ny fanompoana an'i Yaveh tahaka ny mpisorony no zara-lovan'izy ireo. Afaka atao mazava tsara ny hevitr'ity fanambarana ity.
# anjara na lova aminao
Andriamanitra tsy manome tany ho an'ireo Levita dia resahina toy ny hoe tsy nanome lova azy ireo Izy.