# amin'izay rehetra irinao "amin'izay rehetra tianao" # eo anatrehan'i Yaveh "amin'ny fanatrehan'i Yaveh" # Ny Levita izay ao anatin'ireo vavahadinao Eto ny hoe "vavahady" dia maneho ilay tanĂ na iray manontolo. DH: "Ny Levita rehetra izay monina ao amin'ireo tanĂ nanao" # aza mahafoy azy DH: "manomeza sasany amin'ny ampahafolonao ho an'ireo Levita" # fa tsy manana anjara na lova aminao izy Ny fokon'i Levy dia tsy nahazo ampahan-tany ho lovan'izy ireo. Ny voninahitra amin'ny fanompoana an'i Yaveh tahaka ny mpisorony no zara-lovan'izy ireo. Afaka atao mazava tsara ny hevitr'ity fanambarana ity. # anjara na lova aminao Andriamanitra tsy manome tany ho an'ireo Levita dia resahina toy ny hoe tsy nanome lova azy ireo Izy.