plt_tn/deu/14/11.md

320 B

Ireo vorona madio rehetra

Ny biby lazain'i Yaveh ho tsy mendrika hohanin'ny vahoakany dia resahina toy ny hoe madio ara-batana ilay biby.

ny voromahery, ny voltora, ny gypa, ny papango mena sy ny papango mainty ... voromahery

Ireo dia vorona izay mifoha amin'ny alina na mihinana ireo biby kely sy biby efa maty.