# Ireo vorona madio rehetra Ny biby lazain'i Yaveh ho tsy mendrika hohanin'ny vahoakany dia resahina toy ny hoe madio ara-batana ilay biby. # ny voromahery, ny voltora, ny gypa, ny papango mena sy ny papango mainty ... voromahery Ireo dia vorona izay mifoha amin'ny alina na mihinana ireo biby kely sy biby efa maty.