plt_tn/deu/14/11.md

8 lines
320 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ireo vorona madio rehetra
Ny biby lazain'i Yaveh ho tsy mendrika hohanin'ny vahoakany dia resahina toy ny hoe madio ara-batana ilay biby.
# ny voromahery, ny voltora, ny gypa, ny papango mena sy ny papango mainty ... voromahery
Ireo dia vorona izay mifoha amin'ny alina na mihinana ireo biby kely sy biby efa maty.