plt_tn/deu/14/09.md

20 lines
503 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely.
# Amin'ireo zavatra izay ao anaty rano dia azonareo hohanina
"afaka hohaninareo ireo karazam-biby izay miaina any anaty rano"
# tsy misy vombony
Ny faritra manify, fisaka izay ampiasain'ny trondro hihetsehana any anaty rano.
# kirany
ireo mandrakotra ny vatan'ny trondro.
# maloto aminareo ireo
Ny zavatra lazain'i Yaveh ho tsy mendrika hohanin'ny vahoakany dia resahina toy ny hoe maloto ara-batana izany.