# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely. # Amin'ireo zavatra izay ao anaty rano dia azonareo hohanina "afaka hohaninareo ireo karazam-biby izay miaina any anaty rano" # tsy misy vombony Ny faritra manify, fisaka izay ampiasain'ny trondro hihetsehana any anaty rano. # kirany ireo mandrakotra ny vatan'ny trondro. # maloto aminareo ireo Ny zavatra lazain'i Yaveh ho tsy mendrika hohanin'ny vahoakany dia resahina toy ny hoe maloto ara-batana izany.