plt_tn/deu/14/09.md

503 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely.

Amin'ireo zavatra izay ao anaty rano dia azonareo hohanina

"afaka hohaninareo ireo karazam-biby izay miaina any anaty rano"

tsy misy vombony

Ny faritra manify, fisaka izay ampiasain'ny trondro hihetsehana any anaty rano.

kirany

ireo mandrakotra ny vatan'ny trondro.

maloto aminareo ireo

Ny zavatra lazain'i Yaveh ho tsy mendrika hohanin'ny vahoakany dia resahina toy ny hoe maloto ara-batana izany.