plt_tn/deu/12/18.md

28 lines
633 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely.
# hohaninao izany
"hohaninao ireo fanatitrao"
# eo anatrehan'i Yaveh
"eo amin'ny fanatrehan'i Yaveh"
# ny Levita izay ao amin'ny vavahadinao
Eto ny hoe "vavahady" dia manambara ilay tanàna iray manontolo. DH: "ny Levita izay mipetraka ao amin'ny tanànanao"
# ny zavatra rehetra izay nametrahanao ny tananao
Eto ny hoe "nametrahanao ny tananao" dia manambara ilay olona mihitsy sy ny asa izay nataony. DH: "miravoravo amin'ny asa rehetra vitanao"
# Tandremo tsara ny tenanao
"mitandrema"
# mba tsy hahafoy
DH: "mba hikarakara tsara"