plt_tn/deu/12/18.md

633 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely.

hohaninao izany

"hohaninao ireo fanatitrao"

eo anatrehan'i Yaveh

"eo amin'ny fanatrehan'i Yaveh"

ny Levita izay ao amin'ny vavahadinao

Eto ny hoe "vavahady" dia manambara ilay tanàna iray manontolo. DH: "ny Levita izay mipetraka ao amin'ny tanànanao"

ny zavatra rehetra izay nametrahanao ny tananao

Eto ny hoe "nametrahanao ny tananao" dia manambara ilay olona mihitsy sy ny asa izay nataony. DH: "miravoravo amin'ny asa rehetra vitanao"

Tandremo tsara ny tenanao

"mitandrema"

mba tsy hahafoy

DH: "mba hikarakara tsara"