# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Yaveh manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely. # hohaninao izany "hohaninao ireo fanatitrao" # eo anatrehan'i Yaveh "eo amin'ny fanatrehan'i Yaveh" # ny Levita izay ao amin'ny vavahadinao Eto ny hoe "vavahady" dia manambara ilay tanĂ na iray manontolo. DH: "ny Levita izay mipetraka ao amin'ny tanĂ nanao" # ny zavatra rehetra izay nametrahanao ny tananao Eto ny hoe "nametrahanao ny tananao" dia manambara ilay olona mihitsy sy ny asa izay nataony. DH: "miravoravo amin'ny asa rehetra vitanao" # Tandremo tsara ny tenanao "mitandrema" # mba tsy hahafoy DH: "mba hikarakara tsara"