plt_tn/deu/12/17.md

12 lines
447 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy mamaritra amin'ny vahoakan'Israely ireo fanatitra sy sorona miavaka rehetra izay hatao any amin'ny tabernakely.
# ao anatin'ny vavahadinao
Eto ny hoe "vavahady" dia maneho ilay tanàna iray manontolo. DH: "ao anatin'ny tanànanao" na "ao an-tranonao"
# na ny fanatitra izay atolotry ny tananao
Eto ny hoe "tanana" dia maneho ilay olona mihitsy. DH: "na ny fanatitra izay entinao any amin'i Yaveh"