plt_tn/deu/12/17.md

447 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy mamaritra amin'ny vahoakan'Israely ireo fanatitra sy sorona miavaka rehetra izay hatao any amin'ny tabernakely.

ao anatin'ny vavahadinao

Eto ny hoe "vavahady" dia maneho ilay tanàna iray manontolo. DH: "ao anatin'ny tanànanao" na "ao an-tranonao"

na ny fanatitra izay atolotry ny tananao

Eto ny hoe "tanana" dia maneho ilay olona mihitsy. DH: "na ny fanatitra izay entinao any amin'i Yaveh"