# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy mamaritra amin'ny vahoakan'Israely ireo fanatitra sy sorona miavaka rehetra izay hatao any amin'ny tabernakely. # ao anatin'ny vavahadinao Eto ny hoe "vavahady" dia maneho ilay tanĂ na iray manontolo. DH: "ao anatin'ny tanĂ nanao" na "ao an-tranonao" # na ny fanatitra izay atolotry ny tananao Eto ny hoe "tanana" dia maneho ilay olona mihitsy. DH: "na ny fanatitra izay entinao any amin'i Yaveh"