plt_tn/deu/11/06.md

28 lines
956 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy mampatsiahy an'ireo lehibe mba hampianatra amin'ny zanany ireo asa lehiben'Andriamanitra.
# Datana sy Abirama, ireo zanak'i Eliaba
Mosesy dia miresaka hetsika iray tany aloha rehefa nikomy nanohitra an'i Mosesy sy Arona i Datana sy Abirama. Ny hevitr'ity feno dia afaka atao mazava tsara.
# zanaka lahin'i Robena
"taranak'i Robena"
# nanokafan'ny tany ny vavany ary nitelina azy ireo
Yaveh manokatra ny tany mba hianjeran'ny olona dia resahina toy ny hoe nanana vava sy fahafahana hitelina olona ilay tany.
# zava-manan'aina rehetra nanaraka azy ireo
Ity dia maneho ireo mpanompo sy bibin'izy ireo.
# teo afovoan'Israely rehetra
Ity dia midika fa nanatri-maso izay nitranga tamin'i Datana, Abirama, ny fianakavian'izy ireo, sy ny fananan'izy ireo ny vaoakan'Israely rehetra.
# Fa ny masonareo no efa nahita
Eto ny hoe "maso" dia maneho ilay olona iray manontolo. DH: "fa efa nahita ianareo"