plt_tn/deu/11/06.md

956 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy mampatsiahy an'ireo lehibe mba hampianatra amin'ny zanany ireo asa lehiben'Andriamanitra.

Datana sy Abirama, ireo zanak'i Eliaba

Mosesy dia miresaka hetsika iray tany aloha rehefa nikomy nanohitra an'i Mosesy sy Arona i Datana sy Abirama. Ny hevitr'ity feno dia afaka atao mazava tsara.

zanaka lahin'i Robena

"taranak'i Robena"

nanokafan'ny tany ny vavany ary nitelina azy ireo

Yaveh manokatra ny tany mba hianjeran'ny olona dia resahina toy ny hoe nanana vava sy fahafahana hitelina olona ilay tany.

zava-manan'aina rehetra nanaraka azy ireo

Ity dia maneho ireo mpanompo sy bibin'izy ireo.

teo afovoan'Israely rehetra

Ity dia midika fa nanatri-maso izay nitranga tamin'i Datana, Abirama, ny fianakavian'izy ireo, sy ny fananan'izy ireo ny vaoakan'Israely rehetra.

Fa ny masonareo no efa nahita

Eto ny hoe "maso" dia maneho ilay olona iray manontolo. DH: "fa efa nahita ianareo"