plt_tn/deu/10/22.md

16 lines
443 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy miresaka amin'ireo vahoakan' Israely toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.
# nidina tany Egypta
"nandeha nianatsimo any Egypta" na "nankany Egypta"
# fitopolo olona
"70 olona"
# maro isa tahaka ny kintana eny amin'ny lanitra
Ity dia manamafy ny habetsaky ny isan'ireo Israelita izay niaraka tamin'i Mosesy. DH: "mihoatra noho izay afaka isainao"