# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy miresaka amin'ireo vahoakan' Israely toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina. # nidina tany Egypta "nandeha nianatsimo any Egypta" na "nankany Egypta" # fitopolo olona "70 olona" # maro isa tahaka ny kintana eny amin'ny lanitra Ity dia manamafy ny habetsaky ny isan'ireo Israelita izay niaraka tamin'i Mosesy. DH: "mihoatra noho izay afaka isainao"