plt_tn/deu/10/22.md

443 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy miresaka amin'ireo vahoakan' Israely toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.

nidina tany Egypta

"nandeha nianatsimo any Egypta" na "nankany Egypta"

fitopolo olona

"70 olona"

maro isa tahaka ny kintana eny amin'ny lanitra

Ity dia manamafy ny habetsaky ny isan'ireo Israelita izay niaraka tamin'i Mosesy. DH: "mihoatra noho izay afaka isainao"