plt_tn/deu/10/08.md

1014 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ny mpanoratra dia manome fampahafantarana fototra momban'ny fokon'i Levy.

hijoro eo anoloan' i Yaveh mba hanompo Azy

Fomba fiteny ity. "mba hanolotra ireo sorona izay takian'i Yaveh"

amin'ny anarany

"amin'ny fahefan'i Yaveh" na "ho mpisolotena an'i Yaveh"

tahaka ny ankehitriny

"tahaka ny ataon'izy ireo ankehitriny"

tsy hananan'i Levy anjara na lova amin'ny tany

Ny fokon'i Levy dia tsy nahazo anjara tamin'ireo tany nampanantenaina rehefa tonga tany izy ireo.

Yaveh no lovany

Yaveh dia miresaka ny fifandraisana miavaka izay ho ananan'i Arona sy ireo taranany Aminy toy ny hoe zavatra izay ho lovain'izy ireo Yaveh. DH: "Yaveh no ho azon'izy ireo" na "Yaveh dia hamela azy ireo hanompo Azy ary hamatsy azy ireo amin'izany fanompoana izany"

Yaveh Andriamanitrao

Mosesy dia miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia ianao no ampiasaina eto.

izay nolazain'i ... taminy

"nolazain'i ... tamin'ny fokon'i Levy"