# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ny mpanoratra dia manome fampahafantarana fototra momban'ny fokon'i Levy. # hijoro eo anoloan' i Yaveh mba hanompo Azy Fomba fiteny ity. "mba hanolotra ireo sorona izay takian'i Yaveh" # amin'ny anarany "amin'ny fahefan'i Yaveh" na "ho mpisolotena an'i Yaveh" # tahaka ny ankehitriny "tahaka ny ataon'izy ireo ankehitriny" # tsy hananan'i Levy anjara na lova amin'ny tany Ny fokon'i Levy dia tsy nahazo anjara tamin'ireo tany nampanantenaina rehefa tonga tany izy ireo. # Yaveh no lovany Yaveh dia miresaka ny fifandraisana miavaka izay ho ananan'i Arona sy ireo taranany Aminy toy ny hoe zavatra izay ho lovain'izy ireo Yaveh. DH: "Yaveh no ho azon'izy ireo" na "Yaveh dia hamela azy ireo hanompo Azy ary hamatsy azy ireo amin'izany fanompoana izany" # Yaveh Andriamanitrao Mosesy dia miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia ianao no ampiasaina eto. # izay nolazain'i ... taminy "nolazain'i ... tamin'ny fokon'i Levy"