plt_tn/deu/10/08.md

32 lines
1014 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ny mpanoratra dia manome fampahafantarana fototra momban'ny fokon'i Levy.
# hijoro eo anoloan' i Yaveh mba hanompo Azy
Fomba fiteny ity. "mba hanolotra ireo sorona izay takian'i Yaveh"
# amin'ny anarany
"amin'ny fahefan'i Yaveh" na "ho mpisolotena an'i Yaveh"
# tahaka ny ankehitriny
"tahaka ny ataon'izy ireo ankehitriny"
# tsy hananan'i Levy anjara na lova amin'ny tany
Ny fokon'i Levy dia tsy nahazo anjara tamin'ireo tany nampanantenaina rehefa tonga tany izy ireo.
# Yaveh no lovany
Yaveh dia miresaka ny fifandraisana miavaka izay ho ananan'i Arona sy ireo taranany Aminy toy ny hoe zavatra izay ho lovain'izy ireo Yaveh. DH: "Yaveh no ho azon'izy ireo" na "Yaveh dia hamela azy ireo hanompo Azy ary hamatsy azy ireo amin'izany fanompoana izany"
# Yaveh Andriamanitrao
Mosesy dia miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia ianao no ampiasaina eto.
# izay nolazain'i ... taminy
"nolazain'i ... tamin'ny fokon'i Levy"