plt_tn/deu/09/17.md

494 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy mampatsiahy ny vahoakan' Israely momban'izay nitranga tany aloha.

Novakiko teo imasonareo izany

Eto ny hoe "maso" dia fibangoan-teny ho an'ny vahoakan'Israely. DH: "Novakiko teo anoloanareo izany" na "Novakiko teo amin'izay hahafahanareo mahita izany ireo"

Niankohoka

"nampiankohoka ny tavako tamin'ny tany." Ity dia fomba iray hanehoana fa Yaveh dia lehibe ary Mosesy tsia.

efapolo andro sy efapolo alina

"40 andro sy 40 alina"