# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy mampatsiahy ny vahoakan' Israely momban'izay nitranga tany aloha. # Novakiko teo imasonareo izany Eto ny hoe "maso" dia fibangoan-teny ho an'ny vahoakan'Israely. DH: "Novakiko teo anoloanareo izany" na "Novakiko teo amin'izay hahafahanareo mahita izany ireo" # Niankohoka "nampiankohoka ny tavako tamin'ny tany." Ity dia fomba iray hanehoana fa Yaveh dia lehibe ary Mosesy tsia. # efapolo andro sy efapolo alina "40 andro sy 40 alina"