plt_tn/deu/09/09.md

836 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy dia mampatsiahy ny vahoakan'Israely ny amin'izay nitranga tany aloha.

vato fisaka, ireo vato fisaky ny fanekena izay nataon'i Yaveh niaraka taminao

Eto ny fehezanteny faharoa dia manamafy fa "ireo vato fisaka" no nanoratan'Andriamanitra ireo didy folo.

efapolo andro sy efapolo alina

"40 andro sy 40 alina"

voasoratra teo amin'ireo ny zavatra rehetra araka ny teny rehetra izay nambaran'i Yaveh anareo

DH: "Nosoratan'i Yaveh teo amin'ireo ny teny izay nolazainy anareo"

nambaran'i Yaveh ... teo afovoan'ny afo

Izany dia toy ny hoe olona mijoro eo afovoan'ny afo Yaveh ary miresaka amin'ny feo mafy.

tamin'ny andron'ny fivoriana

Ny hoe "fivoriana" dia afaka atao hoe "fiangonana." DH: "tamin'ny andro izay nahatongavan'ireo Israelita sy nihaona teo amin'ny toerana iray"