plt_tn/deu/09/09.md

24 lines
836 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy dia mampatsiahy ny vahoakan'Israely ny amin'izay nitranga tany aloha.
# vato fisaka, ireo vato fisaky ny fanekena izay nataon'i Yaveh niaraka taminao
Eto ny fehezanteny faharoa dia manamafy fa "ireo vato fisaka" no nanoratan'Andriamanitra ireo didy folo.
# efapolo andro sy efapolo alina
"40 andro sy 40 alina"
# voasoratra teo amin'ireo ny zavatra rehetra araka ny teny rehetra izay nambaran'i Yaveh anareo
DH: "Nosoratan'i Yaveh teo amin'ireo ny teny izay nolazainy anareo"
# nambaran'i Yaveh ... teo afovoan'ny afo
Izany dia toy ny hoe olona mijoro eo afovoan'ny afo Yaveh ary miresaka amin'ny feo mafy.
# tamin'ny andron'ny fivoriana
Ny hoe "fivoriana" dia afaka atao hoe "fiangonana." DH: "tamin'ny andro izay nahatongavan'ireo Israelita sy nihaona teo amin'ny toerana iray"