# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy dia mampatsiahy ny vahoakan'Israely ny amin'izay nitranga tany aloha. # vato fisaka, ireo vato fisaky ny fanekena izay nataon'i Yaveh niaraka taminao Eto ny fehezanteny faharoa dia manamafy fa "ireo vato fisaka" no nanoratan'Andriamanitra ireo didy folo. # efapolo andro sy efapolo alina "40 andro sy 40 alina" # voasoratra teo amin'ireo ny zavatra rehetra araka ny teny rehetra izay nambaran'i Yaveh anareo DH: "Nosoratan'i Yaveh teo amin'ireo ny teny izay nolazainy anareo" # nambaran'i Yaveh ... teo afovoan'ny afo Izany dia toy ny hoe olona mijoro eo afovoan'ny afo Yaveh ary miresaka amin'ny feo mafy. # tamin'ny andron'ny fivoriana Ny hoe "fivoriana" dia afaka atao hoe "fiangonana." DH: "tamin'ny andro izay nahatongavan'ireo Israelita sy nihaona teo amin'ny toerana iray"