plt_tn/deu/09/07.md

668 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo.

Tsarovy ary aza adinoina

Mosesy dia mamerina ny didy mitovy mba hanamafisana ny lanjan'ny fitadidiana. DH: "aoka ho tsaroanao tsara"

ny nihantsianao ny fahatezeran'i Yaveh

Eto ny hoe "ianao" dia maneho ireo Israelita izay nanatrika niaraka tamin'i Mosesy sy ireo Israelitan'ny taranaka teo aloha.

nahatongavanareo teto amin'ity toerana ity, dia nikomy nanohitra an'i Yaveh hatrany ianareo ... nihantsy ianareo ... handringana anareo

"ianareo" avokoa ireto.

teto amin'ity toerana ity

Ity dia maneho ny Lohasahan'ny renirano Jordana.