plt_tn/deu/09/07.md

20 lines
668 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo.
# Tsarovy ary aza adinoina
Mosesy dia mamerina ny didy mitovy mba hanamafisana ny lanjan'ny fitadidiana. DH: "aoka ho tsaroanao tsara"
# ny nihantsianao ny fahatezeran'i Yaveh
Eto ny hoe "ianao" dia maneho ireo Israelita izay nanatrika niaraka tamin'i Mosesy sy ireo Israelitan'ny taranaka teo aloha.
# nahatongavanareo teto amin'ity toerana ity, dia nikomy nanohitra an'i Yaveh hatrany ianareo ... nihantsy ianareo ... handringana anareo
"ianareo" avokoa ireto.
# teto amin'ity toerana ity
Ity dia maneho ny Lohasahan'ny renirano Jordana.